|
|
|
|

Entry1  alahatra mijotso
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  alahatra, mijotso
Explanations in Malagasy  4  [1.13.mg#12] alahatra miainga amin'ny isa lehibe indrindra mankamin'ny isa kely indrindra
Explanations in French  5  [1.13.fr#12] mettre dans l'ordre décroissant
Synonyms  6  alahatra mihena, alahatra mijetsy

Updated on 2025/07/29